<-
->

1Sm / 1Sam 4:17 And the messenger answered and said, Israel is fled before the Philistines, and there hath been also a great slaughter among the people, and thy two sons also, Hophni and Phinehas, are dead, and the ark of God is taken. Dia namaly ilay nitondra teny ka nanao hoe: Nandositra teo anoloan' ny Filistina ny Isiraely, ka be dia be no maty, ary izy mirahalahy zanakao, Hofinia sy Finehasa, mba maty koa, sady lasan-ko babo ny fiaran' Andriamanitra. Dia hoy ity iraka: Nandositra teo anoloan' ny Filistina Israely: be dia be no voavono tamin' ny vahoaka; izy roa lahy zanakao aza maty koa, dia Ofnì sy Fiena, ary ny fiaran' Andriamanitra lasan-ko babo. Le messager répondit : " Israël a fui devant les Philistins, ce fut même une grande défaite pour l' armée, et encore tes deux fils sont morts, et l' arche de Dieu a été prise! "