<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 10:3 | Then shalt thou go on forward from thence, and thou shalt come to the plain of |
Dia handroso hiala ao ianao ka ho tonga ao amin' ny hazo terebinta any Tabara, dia hifanena amin' ny olona telo lahy miakatra ho any amin' Andriamanitra any Betela, ny anankiray mitondra zanak' osy telo, ny anankiray mitondra mofo telo, ary ny anankiray mitondra divay iray tavoara; | Avy eo hianao, dia hanohy ny dianao, ary ho tonga ao amin' ny aokan' i Tabora, ka hotsenain' olona telo lahy miakatra ho any amin' Andriamanitra any Betela: ny iray mitondra zanak' osy telo, ny iray mitondra mofo telo, ny iray mitondra divay iray siny hoditra; | Passant outre, tu arriveras au |