<- -> |
[King James Bible] The Revelation |
[Baiboly 1865] Apokalypsy |
[Baiboly Katolika] Fanambaràna |
[Bible de Jérusalem] L'Apocalypse |
|||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||
Apo / Ap 20:7 | And when the thousand years are expired, |
Ary rehefa tapitra ny arivo taona, dia hovahana Satana ho afaka ao amin' ny tranomaizina nitoerany | Rahefa tapitra ny arivo taona, dia hovahana hiala amin' ny tranomaizina i Satana, ka hivoaka hamitaka ny firenena amin' ny vazan-tany efatra, dia i Goga sy Magoga, izay hoatra ny fasiky ny ranomasina ny isany, mba hamory azy ho amin' ny ady. | Les mille ans |