<- -> |
[King James Bible] The Revelation |
[Baiboly 1865] Apokalypsy |
[Baiboly Katolika] Fanambaràna |
[Bible de Jérusalem] L'Apocalypse |
|||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||
Apo / Ap 18:10 | Standing afar off for the fear of her torment, saying, Alas, alas that great city |
eny, hijanona eny lavitra eny izy noho ny fahatahorana ny fanaintainany ka hanao hoe: Indrisy! Indrisy! Babylona, izay tanàna lehibe! ry ilay tanàna mafy! fa tamin' ny ora izay monja dia tonga ny fitsarana anao. | Hijanona eny lavitra eny izy ireo, fa tsiravina noho ny fijaliany, ka hanao hoe: Loza ity! loza ity! ry Babilona lehibe, ry tanàna mafy, fa ora iray monja, dia tonga ny fanamelohana anao! | retenus à distance par peur de son supplice : " Hélas, hélas ! |