<- -> |
[King James Bible] Judges |
[Baiboly 1865] Mpitsara |
[Baiboly Katolika] Mpitsara |
[Bible de Jérusalem] Livre des Juges |
||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||
Mts / Mpits 9:25 | And the men of |
Ary nanaovan' ny mponina tao Sekema otrika tany an-tampon-tendrombohitra izy, dia nobaboin' ny otrika izay rehetra nandalo tamin' izany lalana izany; ary nolazaina tamin' i Abimeleka izany. | Nisy olona napetraky ny mponina tao Sikema, tany an-tampon' ny tendrombohitra, nataony otrika hamely azy, ka izay rehetra nandalo azy ireo, tamin' ny làlana, nobaboiny avokoa, ary nolazaina tamin' i Abimeleka izany. | Les notables de |