<- -> |
[King James Bible] Judges |
[Baiboly 1865] Mpitsara |
[Baiboly Katolika] Mpitsara |
[Bible de Jérusalem] Livre des Juges |
||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||
Mts / Mpits 7:15 | And it was so, when |
Ary rehefa ren' i Gideona ny filàzany ny nofy sy ny heviny, dia nivavaka izy; ary niverina ho any amin' ny tobin' ny Isiraely izy ka nanao hoe: Mitsangàna, fa efa natolotr' i Jehovah eo an-tananareo ny tobin' ny Midiana. | Nony ren' i Jedeona ny filazany ny nofy sy ny heviny, dia niankohoka izy; ka nony tafaverina tany amin' ny tobin' Israely, dia hoy izy: Mitsangàna hianareo, fa efa natolotry ny Tompo eo an-tànantsika ny tobin' i Madiana. | Quand il eut entendu le récit du songe et son explication, |