<- -> |
[King James Bible] Judges |
[Baiboly 1865] Mpitsara |
[Baiboly Katolika] Mpitsara |
[Bible de Jérusalem] Livre des Juges |
||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||
Mts / Mpits 6:25 | And it came to pass the same night, that the |
Ary tamin' izany alina izany dia hoy Jehovah taminy: Alao ny ombilain-drainao, dia ilay ombilahy faharoa, izay efa fito taona, ka ravao ny alitaran' i Bala, izay an' ny rainao, ary kapao ny Aseraha eo anilany; | Alin' iny ihany, dia hoy Iaveh tamin' i Jedeona: Alao ny vantotr' ombalahin-drainao, ny ombalahy faharoa, ilay efa fito taona. Ravao ny otelin' i Baala izay an-drainao, ary kapao ny Aserah eo anilany. | Il arriva que, pendant cette nuit-là, |