<- -> |
[King James Bible] Judges |
[Baiboly 1865] Mpitsara |
[Baiboly Katolika] Mpitsara |
[Bible de Jérusalem] Livre des Juges |
||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||
Mts / Mpits 3:27 | And it came to pass, when he was come, that he blew a trumpet in the mountain of |
Ary rehefa tonga teo izy, dia nitsoka ny anjomara tany amin' ny tany havoan' i Efraima, dia nidina nanaraka azy avy tany amin' ny tany havoana ny Zanak' Isiraely, ary izy no nitarika azy. | Vao tonga izy dia notsofiny ny trompetra tany amin' ny tendrombohitr' i Efraima. Nidina avy any amin' ny tendrombohitra niaraka taminy, ny zanak' Israely, ary izy no nitarika azy ireo. | Sitôt arrivé, il sonna du cor dans la montagne d' |