<- -> |
[King James Bible] Judges |
[Baiboly 1865] Mpitsara |
[Baiboly Katolika] Mpitsara |
[Bible de Jérusalem] Livre des Juges |
||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||
Mts / Mpits 18:19 | And they said unto him, Hold thy peace, lay thine hand upon thy mouth, and go with us, and be to us a father and a priest: is it better for thee to be a priest unto the house of one man, or that thou be a priest unto a tribe and a family in |
Dia hoy ireo taminy: Mangina ianao, tampeno ny tananao ny vavanao, ka andeha hiaraka aminay, dia ho rainay sy mpisoronay ianao; moa tsara ho anao va ny ho mpisorona ho an' ny olona iray trano noho ny ho mpisorona amin' ny firenena iray sy ny foko iray amin' ny Isiraely? | Ka hoy ny navaliny azy: Mangìna hianao, tampeno amin' ny tànanao ny vavanao, ary andeha hiaraka aminay, dia ho rainay sy mpisoronay hianao: Aleonao va mpisoron' ny ankohonan' ny olona iray ihany toy izay mpisoron' ny foko iray sy fianakaviana iray amin' Israely? | " |