<- -> |
[King James Bible] Judges |
[Baiboly 1865] Mpitsara |
[Baiboly Katolika] Mpitsara |
[Bible de Jérusalem] Livre des Juges |
||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||
Mts / Mpits 16:30 | And |
Dia hoy Samsona: Aoka hiara-maty amin' ny Filistina aho. Dia nezahiny mafy, ka dia nianjera tamin' ireo andriana sy ny vahoaka rehetra izay teo ny trano. Ary ny maty izay novonoiny teo amin' ny nahafatesany no be lavitra noho izay novonoiny tamin' ny andro niainany. | Ary hoy Samsona hoe: Aoka hiara-maty amin' ny Filistina aho! Sady niezaka mafy niondrika izy, ka nirodana tamin' ny andriana amam-bahoaka rehetra tao ny trano. Ary be no matiny tamin' ny nahafatesany noho ny novonoiny fony fahavelony. | et il s'écria : " Que je meure avec les |