<- -> |
[King James Bible] Judges |
[Baiboly 1865] Mpitsara |
[Baiboly Katolika] Mpitsara |
[Bible de Jérusalem] Livre des Juges |
||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||
Mts / Mpits 15:14 | And when he came unto |
Ary raha tonga tany Lehy izy, dia nanakora azy ny Filistina; ary ny Fanahin' i Jehovah nilatsaka taminy, dia tonga tahaka ny rongony izay nodorana tamin' ny afo ny mahazaka teny amin' ny sandriny ary afaka tamin' ny tànany ny fatorana. | Nony tonga tany Lekia izy, dia notsenain' ny Filistina tamim-panakorana. Fa notsindrian' ny Fanahin' ny Tompo kosa Samsona tamin' izay, ka ny mahazaka tamin' ny sandriny tonga toy ny kofehy rongony main' ny afo, ary ny fatorana tamin' ny tànany nivotsotra; | Comme il arrivait à |