<- -> |
[King James Bible] Judges |
[Baiboly 1865] Mpitsara |
[Baiboly Katolika] Mpitsara |
[Bible de Jérusalem] Livre des Juges |
||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||
Mts / Mpits 1:16 | And the children of the |
Ary ny taranak' ilay Kenita, zaodahin' i Mosesy dia niara-niakatra tamin' ny taranak' i Joda niala tao amin' ny tanàna be rofia hankany an-efitr' i Joda, atsimon' i Arada nandeha ireo ka nonina teo amin' ny Isiraely. | Niara-niakatra tamin' ny taranak' i Jodà, avy any amin' ny tanànan-drofia, ny taranak' ilay Kineana zaodahin' i Moizy, nankany amin' ny efitr' i Jodà, atsimon' i Arada: ka tonga niara-nonina tamin' ny vahoaka izy. | Les fils de |