<- -> |
[King James Bible] 1st Letter of John |
[Baiboly 1865] 1 Jaona |
[Baiboly Katolika] Joany I |
[Bible de Jérusalem] 1ère Épître de Saint Jean |
||||||
<-
-> |
|
|||||||||
1Jn / 1Jo 5:20 | And we know that the Son of |
Ary fantatsika fa tonga ny Zanak' Andriamanitra ka efa nanome antsika ny fahazavan-tsaina, mba ho fantatsika ilay marina; ary isika ao amin' ilay marina, dia ao amin' i Jesosy Kristy Zanany. Izy no Andriamanitra marina sy fiainana mandrakizay. | Ary fantatsika fa tonga ny Zanak' Andriamanitra, ka nanome fahazavan-tsaina antsika, mba hahalalantsika an' Andriamanitra marina; ary ao amin' izany Andriamanitra marina izany isika; satria ao amin' i Jeso-Kristy Zanany izay Andriamanitra marina sy fiainana mandrakizay. | Nous savons que le Fils de |