<- -> |
[King James Bible] 1st Letter of John |
[Baiboly 1865] 1 Jaona |
[Baiboly Katolika] Joany I |
[Bible de Jérusalem] 1ère Épître de Saint Jean |
||||||
<-
-> |
|
|||||||||
1Jn / 1Jo 3:12 | Not as |
tsy mba tahaka an' i Kaina, izay avy tamin' ilay ratsy ka namono ny rahalahiny. Ary nahoana no namono azy izy? Satria ratsy ny asany, fa marina ny an' ny rahalahiny. | fa tsy mba hanahaka an' i Kaina izay avy amin' ilay ratsy ka namono nahafaty ny rahalahiny. Ary ahoana moa no namonoany azy? - Dia satria ratsy ny asany, fa ny an' ny rahalahiny kosa dia marina. | loin d' imiter |