<- -> |
[King James Bible] 2nd Letter of Peter |
[Baiboly 1865] 2 Petera |
[Baiboly Katolika] Piera II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Épître de Saint Pierre |
||||
<-
-> |
|
|||||||
2Pe / 2P 1:11 | For so an entrance shall be ministered unto you abundantly into the everlasting kingdom of our |
fa toy izany no hanomezana malalaka ho anareo ny fidirana ho any amin' ny fanjakana mandrakizay, izay an' i Jesosy Kristy, Tompontsika sy Mpamonjy antsika. | Ary amin' izany dia homena fidirana malalaka amin' ny fanjakan' i Jeso-Kristy Tompo sy Mpamonjy antsika hianareo. | Car c' est ainsi que vous sera largement accordée par surcroît l' entrée dans le Royaume éternel de notre Seigneur et |