<- -> |
[King James Bible] Letter of James |
[Baiboly 1865] Jakoba |
[Baiboly Katolika] Jakoba |
[Bible de Jérusalem] Épître de Saint Jacques |
||||||
<-
-> |
|
|||||||||
Jak / Jk 5:11 | Behold, we count them happy which endure. Ye have heard of the patience of |
Indro, ataontsika fa sambatra izay efa naharitra. Efa renareo ny faharetan' i Joba ary efa hitanareo ny faran' ny nataon' ny Tompo taminy, fa miantra indrindra ny Tompo sady be famindram-po. | Indro ataontsika antso avo hoe sambatra izay efa nandefitra. Efa renareo ny niaretan' i Joba; ary efa hitanareo koa ny nataon' ny Tompo ho azy tamin' ny farany. Fa sady antra olona ny Tompo, no be indrafo indrindra. | Voyez : nous proclamons bienheureux ceux qui ont de la constance. Vous avez entendu parler de la constance de |