<- -> |
[King James Bible] Joshua |
[Baiboly 1865] Josoa |
[Baiboly Katolika] Josoe |
[Bible de Jérusalem] Livre de Josué |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Jos 5:6 | For the children of |
Fa efa-polo taona no nandehanan' ny Zanak' Isiraely tany an-efitra, mandra-pahalany ritran' ny olona rehetra, dia ny mpanafika izay nivoaka avy tany Egypta, satria tsy nihaino ny feon' i Jehovah izy; dia ireo no nianianan' i Jehovah fa tsy havelany hahita ny tany izay nianianan' i Jehovah tamin' ny razana homeny antsika, dia tany tondra-dronono sy tantely. | Satria efapolo taona no nandehanan' ny zanak' Israely tany an' efitra, mandra-pahalany ritra ny firenena rehetra, dia ny mpiantafika rehetra nivoaka avy tany Ejipta, fa tsy nihaino ny feon' ny Tompo, ka efa nianianan' ny Tompo taminy fa izy ireo tsy havelany hahita ny tany izay nianianany tamin' ny razany homena antsika, tany tondra-dronono sy tantely. | car pendant quarante ans les |