<- -> |
[King James Bible] Joshua |
[Baiboly 1865] Josoa |
[Baiboly Katolika] Josoe |
[Bible de Jérusalem] Livre de Josué |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Jos 5:1 | And it came to pass, when all the kings of the |
Ary ny mpanjaka rehetra amin' ny Amorita any an-dafy andrefan' i Jordana sy ny mpanjaka rehetra tamin' ny Kananita any amoron' ny ranomasina, rehefa nandre ny nanamainan' i Jehovah ny rano Jordana teo anoloan' ny Zanak' Isiraely mandra-pitany, dia ketraka ny fony ka very hevitra izy noho ny tahony ny Zanak' Isiraely. | Nony ren' ny mpanjakan' ny Amoreana rehetra any an-dafin' i Jordany any andrefana sy ny mpanjakan' ny Kananeana rehetra akaikin' ny ranomasina fa nataon' ny Tompo maina ny ranon' i Jordany teo anoloan' ny zanak' Israely mandra-pitantsika, dia kivy ny fony ka nanary toky teo anoloan' ny zanak' Israely izy. | Lorsque tous les rois des |