<- -> |
[King James Bible] Joshua |
[Baiboly 1865] Josoa |
[Baiboly Katolika] Josoe |
[Bible de Jérusalem] Livre de Josué |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Jos 4:9 | And |
Ary vato roa ambin' ny folo no natsangan' i Josoa teo Jordana, teo amin' ilay nijoroan' ny tongotry ny mpisorona izay nitondra ny fiaran' ny fanekena; ary mbola ao ihany ireny mandraka androany. | Nanangana vato roa ambin' ny folo Josoe, teo afovoan' i Jordany, teo amin' ilay toerana nijanonan' ny tongotry ny mpisorona nitondra ny fiaran' ny fanekena; ka nipetraka tao mandrak' androany izany. | Puis |