<- -> |
[King James Bible] Joshua |
[Baiboly 1865] Josoa |
[Baiboly Katolika] Josoe |
[Bible de Jérusalem] Livre de Josué |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Jos 4:7 | Then ye shall answer them, That the waters of |
dia holazainareo aminy hoe: Tapaka ny rano Jordana teo anoloan' ny fiaran' ny faneken' i Jehovah; fa raha nita an' i Jordana ny fiara, dia tapaka ny rano; ary ireo vato ireo dia ho fahatsiarovana mandrakizay ho an' ny Zanak' Isiraely. | dia valio hoe: Tapaka teo anoloan' ny fiaran' ny faneken' ny Tompo ny ranon' i Jordany, fa nony nita an' i Jordany ny fiara dia tapaka ny ranon' i Jordany; ka fahatsiarovana mandrakizay ho an' ny zanak' Israely ireto vato ireto. | alors vous leur direz : "C' est que les eaux du |