<- -> |
[King James Bible] Joshua |
[Baiboly 1865] Josoa |
[Baiboly Katolika] Josoe |
[Bible de Jérusalem] Livre de Josué |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Jos 18:12 | And their border on the north side was from |
Ary ny fari-taniny amin' ny lafiny avaratra dia hatrany Jordana ka niakatra hatramin' ny ilan' i Jeriko amin' ny avaratra, dia niakatra niankandrefana nahazo ny tany havoana, ka dia nihatra tamin' ny efitr' i Betavena, | Amin' ny lafiny avaratra ny faritry ny taniny dia nanomboka eo Jordany dia niakatra ny faritra nianavaratra amin' ny kosolasolan' i Jerikao, dia niakatra indray tamin' ny tendrombohitra any andrefana, ary nipaka tamin' ny efitra Betavena. | Leur frontière du côté nord partait du |