<- -> |
[King James Bible] Joshua |
[Baiboly 1865] Josoa |
[Baiboly Katolika] Josoe |
[Bible de Jérusalem] Livre de Josué |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Jos 12:6 | Them did |
Mosesy, mpanompon' i Jehovah, sy ny Zanak' Isiraely no nandresy ireo; ary ny taniny nomen' i Mosesy, mpanompon' i Jehovah, ho lovan' ny Robenita sy ny Gadita ary ny antsasaky ny firenen' i Manase. | Moizy mpanompon' ny Tompo sy ny zanak' Israely no nandresy an' ireo; ary ny Robenita sy ny Gadita, mbamin' ny antsasaky ny fokon' i Manase no nomen' i Moizy mpanompon' ny Tompo ny tanin' izy ireo mba ho fananany. |