<- -> |
[King James Bible] Joshua |
[Baiboly 1865] Josoa |
[Baiboly Katolika] Josoe |
[Bible de Jérusalem] Livre de Josué |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Jos 11:9 | And |
Ary Josoa dia nanao taminy araka izay efa nandidian' i Jehovah azy: ny soavalin' ireny notraingoiny ary ny kalesiny nodorany tamin' ny afo. | Dia nataon' i Josoe tamin' izy ireo araka izay nolazain' ny Tompo azy, ka ny soavaliny notraingoiny, ny kalesiny nodorany tamin' ny afo. |