<- -> |
[King James Bible] 1st Letter to the Thessalonians |
[Baiboly 1865] 1 Tesalonianina |
[Baiboly Katolika] Tesalonisiana I |
[Bible de Jérusalem] 1ère Épître de Saint Paul aux Thessaloniciens |
||||||
<-
-> |
|
|||||||||
1Te / 1Tes 2:9 | For ye remember, brethren, our labour and travail: for labouring night and day, because we would not be chargeable unto any of you, we preached unto you the gospel of |
Fa tsaroanareo, ry rahalahy, ny fikelezanay aina sy ny fisasaranay; fa niasa andro aman' alina, mba tsy hahavaky tratra na dia olona iray akory taminareo aza, no nitorianay ny filazantsaran' Andriamanitra taminareo. | He, tsaroanareo, ry rahalahy, ny fikelezana aina amam-pisasaranay, fa sady niasa andro aman' alina izahay no nitory ny Evanjelin' Andriamanitra tany aminareo, mba tsy hahavaky tratra olona na dia iray taminareo aza. | Vous vous souvenez, frères, de nos labeurs et fatigues : de nuit comme de jour, nous travaillions, pour n'être à la charge d' aucun de vous, tandis que nous vous annoncions l' |