<-
->

Flp / Fil 1:6 Being confident of this very thing, that he which hath begun a good work in you will perform it until the day of Jesus Christ: ary matoky indrindra aho fa Izay nanomboka asa tsara ao anatinareo no hahatanteraka izany mandra-pihavin' ny andron' i Jesosy Kristy; sady matoky aho fa izay nanomboka izany asa soa indrindra izany tao aminareo, dia hanatanteraka izany mihitsy hatramin' ny andron' i Jeso-Kristy. j' en suis bien sûr d' ailleurs, Celui qui a commencé en vous cette oeuvre excellente en poursuivra l' accomplissement jusqu' au Jour du Christ Jésus.