<- -> |
[King James Bible] Letter to the Philippians |
[Baiboly 1865] Filipianina |
[Baiboly Katolika] Filipiana |
[Bible de Jérusalem] Épître de Saint Paul aux Philippiens |
|||||
<-
-> |
|
||||||||
Flp / Fil 1:18 | What then? notwithstanding, every way, whether in pretence, or in truth, |
Ahoana ary no izy, afa-tsy izao? Amin' ny atao rehetra, na amin' ny fihatsaram-belatsihy, na amin' ny marina, dia Kristy no torina, ary mifaly amin' izany aho; eny, mbola hifaly ihany aho. | Nefa mampaninona moa izany e? Rahefa ny Kristy no torina, na amim-pihatsarambelatsihy izany, na amin-kitsim-po, dia mahafaly ahy izany, ary mbola hahafaly ahy koa aza. | Mais qu' importe ? Après tout, d' une manière comme de l' autre, hypocrite ou sincère, le |