<- -> |
[King James Bible] Letter to the Galatians |
[Baiboly 1865] Galatianina |
[Baiboly Katolika] Galata |
[Bible de Jérusalem] Épître de Saint Paul aux Galates |
|||||||
<-
-> |
|
||||||||||
Gal / Ga 6:14 | But |
Fa sanatria raha mba misy hataoko rehareha afa-tsy ny hazo fijalian' i Jesosy Kristy Tompontsika, Izay nahavoahombo izao tontolo izao tamin' ny hazo fijaliana, raha ny amiko, ary izaho kosa, raha ny amin' izao tontolo izao. | Raha ny amiko, dia sanatria raha mba misy hataoko rehareha afa-tsy ny hazo fijalian' i Jeso-Kristy Tompontsika, fa taminy no voafantsika tamin' ny hazo fijaliana izao tontolo izao ho ahy, ary izaho ho an' izao tontolo izao. | Pour moi, que jamais je ne me glorifie sinon dans la croix de notre Seigneur |