<- -> |
[King James Bible] Letter to the Galatians |
[Baiboly 1865] Galatianina |
[Baiboly Katolika] Galata |
[Bible de Jérusalem] Épître de Saint Paul aux Galates |
|||||||
<-
-> |
|
||||||||||
Gal / Ga 2:16 | Knowing that a man is not justified by the works of the law, but by the faith of |
nefa nony fantatsika fa tsy hamarinina amin' ny asan' ny lalàna ny olona, fa amin' ny finoana an' i Jesosy Kristy, dia nino an' i Kristy Jesosy koa isika mba hohamarinina amin' ny finoana an' i Kristy, fa tsy amin' ny asan' ny lalàna, satria tsy misy nofo hohamarinina amin' ny asan' ny lalàna. | nefa nony fantatsika fa tsy ny asan' ny Lalàna no anamarinana ny olona, fa ny finoana an' i Jeso-Kristy, dia mba nino an' ny Kristy Jeso koa isika, mba hohamarinina amin' ny finoana azy, fa tsy amin' ny asan' ny Lalàna, satria tsy misy nofo hohamarinina amin' ny asan' ny Lalàna. | et cependant, sachant que l' homme n' est pas justifié par la pratique de la Loi, mais seulement par la foi en |