<- -> |
[King James Bible] 2nd Letter to the Corinthians |
[Baiboly 1865] 2 Korintianina |
[Baiboly Katolika] Korintiana II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Épître de Saint Paul aux Corinthiens |
||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||
2Kr / 2Kor 4:11 | For we which live are alway delivered unto death for |
Fa izahay izay velona dia atolotra ho amin' ny fahafatesana mandrakariva noho ny amin' i Jesosy, mba haseho ao amin' ny nofonay mety maty koa ny fiainan' i Jesosy. | Fa na dia velona aza izahay, dia atolotra ho amin' ny fahafatesana mandrakariva noho ny amin' i Jeso, mba hisehoan' ny fiainan' i Jeso amin' ny nofonay mety maty. | Quoique vivants en effet, nous sommes continuellement livrés à la mort à cause de |