<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to John |
[Baiboly 1865] Jaona |
[Baiboly Katolika] Joany |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Jean |
||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||
Jao / Jo 6:32 | Then |
Dia hoy Jesosy taminy: Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa: Tsy Mosesy no nanome anareo ny mofo avy tany an-danitra; fa ny Raiko no manome anareo ny tena mofo avy any an-danitra. | Dia hoy Jeso taminy: Lazaiko marina dia marina aminareo fa tsy Moizy no nanome anareo ny mofo avy any an-danitra, fa ny Raiko no manome anareo ny mofo avy any an-danitra izay tena izy tokoa; |