<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to John |
[Baiboly 1865] Jaona |
[Baiboly Katolika] Joany |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Jean |
||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||
Jao / Jo 3:26 | And they came unto |
ary tonga tany amin' i Jaona ny mpianany ka nanao taminy hoe: Raby ô, Ilay tany aminao, tany an-dafin' i Jordana, Izay nambaranao, indro, manao batisa Izy, ary ny olona rehetra manatona Azy. | ka nankany amin' i Joany ny mpianany nanao taminy hoe: Raby, ilay teny aminao, teny an-dafin' ny Jordany, izay nambaranao manko, ka indro manao batemy koa ary mankany aminy ny olona rehetra. | ils vinrent trouver |