<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to John |
[Baiboly 1865] Jaona |
[Baiboly Katolika] Joany |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Jean |
||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||
Jao / Jo 21:1 | After these things |
Rehefa afaka izany, dia niseho tamin' ny mpianatra indray Jesosy teo amoron' ny Ranomasin' i Tiberiasy; ary toy izao no nisehoany: | Taorian' izany, dia niseho tamin' ny mpianany teo amoron-dranomasin' i Tiberiady indray Jeso, ary toy izao no nisehoany. | Après cela, |