<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to John |
[Baiboly 1865] Jaona |
[Baiboly Katolika] Joany |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Jean |
||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||
Jao / Jo 18:22 | And when he had thus spoken, one of the officers which stood by struck |
Ary rehefa nilaza izany teny izany Izy, ny mpiandry raharaha anankiray izay nitsangana teo dia namely tahamaina an' i Jesosy ka nanao hoe: Izany va no famalinao ny mpisoronabe? | Nony nilaza izany Jeso, dia nasian' ny mpiandry raharaha anankiray tehamaina sy nataony hoe: Izany ve no famalinao ny lehiben' ny mpisorona? | A ces mots, l' un des gardes, qui se tenait là, donna une gifle à |