<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to John |
[Baiboly 1865] Jaona |
[Baiboly Katolika] Joany |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Jean |
||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||
Jao / Jo 12:34 | The people answered him, We have heard out of the law that |
Dia namaly Azy ny vahoaka ka nanao hoe: Efa renay tamin' ny lalàna fa Kristy haharitra mandrakizay; koa ahoana no ilazanao hoe: Tsy maintsy hasandratra ny Zanak' olona? Iza moa izany Zanak' olona izany? | Ka hoy ny vahoaka namaly azy: Efa renay tamin' ny Lalàna fa maharitra mandrakizay ny Kristy, ka ahoana no lazainao hoe: Tsy maintsy hasandratra ny Zanak' olona? Iza moa izany Zanak' olona izany? | La foule alors lui répondit : " Nous avons appris de la Loi que le |