<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to John |
[Baiboly 1865] Jaona |
[Baiboly Katolika] Joany |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Jean |
||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||
Jao / Jo 11:45 | Then many of the |
Ary maro tamin' ny Jiosy, dia ireo nankeo amin' i Maria ka nahita ny zavatra nataon' i Jesosy ireo, no nino Azy. | Ary maro tamin' ny Jody izay tonga tao amin' i Maria sy Marta sy nahita ny nataon' i Jeso no nino azy. | Beaucoup d' entre les |