<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to Luke |
[Baiboly 1865] Lioka |
[Baiboly Katolika] Lioka |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Luc |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Lio / Lk 8:45 | And |
Ary hoy Jesosy: Iza moa no nanendry Ahy? Ary rehefa samy nandà izy rehetra, dia hoy Petera sy ny namany: Tompoko, ny vahoaka betsaka mifanety ka manizina Anao. | Dia hoy Jeso: Iza moa no nanendry ahy? Samy nandà avokoa izy rehetra, fa Piera sy ny namany no nanao hoe: Ry Mpampianatra ô! vahoaka be no mifanety sy mifanizina aminao, ka hianao manontany hoe: Iza no nanendry ahy? | Mais |