<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to Luke |
[Baiboly 1865] Lioka |
[Baiboly Katolika] Lioka |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Luc |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Lio / Lk 5:17 | And it came to pass on a certain day, as he was teaching, that there were |
Ary tamin' ny andro anankiray, raha nampianatra Jesosy, dia nipetraka teo ny Fariseo sasany sy ny mpampiana-dalàna, izay efa niala tamin' ny tanàna rehetra any Galilia sy Jodia ary tany Jerosalema; ary ny herin' ny Tompo dia tao aminy mba hahasitranany. | Indray andro raha nampianatra izy, dia nipetraka manodidina azy teo koa ny Farisiana sy ny mpampiana-dalàna sasany avy tamin' ny tanàna rehetra tany Galilea sy Jodea mbamin' i Jerosalema, ary tao aminy hanasitranany ny marary ny herin' ny Tompo. | Et il advint, un jour qu' il était en train d' enseigner, qu' il y avait, assis, des |