<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to Luke |
[Baiboly 1865] Lioka |
[Baiboly Katolika] Lioka |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Luc |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Lio / Lk 22:55 | And when they had kindled a fire in the midst of the hall, and were set down together, |
Ary raha namelona afo teo an-kianja ireo ka nipetraka, dia mba nipetraka teo aminy koa Petera. | Ary nampirehitra afo teo afovoan' ny tokotany ny olona, dia nipetraka nanodidina, ka mba niara-nipetraka taminy teo koa Piera. | Comme ils avaient allumé du feu au milieu de la cour et s'étaient assis autour, |