<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to Luke |
[Baiboly 1865] Lioka |
[Baiboly Katolika] Lioka |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Luc |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Lio / Lk 22:39 | And he came out, and went, as he was wont, to the mount of |
Ary nivoaka Jesosy, koa araka ny fanaony dia nankao an-tendrombohitra Oliva Izy, ary ny mpianatra koa nanaraka Azy. | Dia nivoaka nankany an-tendrombohitra Oliva araka ny fanaony izy, ka nanaraka azy koa ny mpianany. | Il sortit et se rendit, comme de coutume, au mont des |