<-
->

Mar / Mk 14:38 Watch ye and pray, lest ye enter into temptation. The spirit truly is ready, but the flesh is weak. Miareta tory ianareo, ka mivavaha, mba tsy hidiranareo amin' ny fakam-panahy; mety ihany ny fanahy, fa ny nofo no tsy manan-kery. Miambena hianareo, ary mivavaha, mba tsy ho latsaka amin' ny fakam-panahy. Marisika ihany ny fanahy, fa ny nofo no osa. Veillez et priez pour ne pas entrer en tentation : l' esprit est ardent, mais la chair est faible. "