<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to Mark |
[Baiboly 1865] Marka |
[Baiboly Katolika] Marka |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Marc |
|||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||
Mar / Mk 9:41 | For whosoever shall give you a cup of water to drink in my name, because ye belong to |
Fa na iza na iza no manome anareo rano eran' ny kapoaka hosotroinareo, satria an' i Kristy ianareo, dia lazaiko aminareo marina tokoa fa tsy ho very ny valim-pitiany. | Ary na iza na iza hanafintohina ny anankiray amin' ireny madinika mino ahy ireny, dia tsaratsara kokoa ho azy ny hanantonana vato fikosohan-dafarina amin' ny vozony, ka havarina any anaty ranomasina izy. | " Quiconque vous donnera à boire un verre d' eau pour ce motif que vous êtes au |