<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to Mark |
[Baiboly 1865] Marka |
[Baiboly Katolika] Marka |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Marc |
|||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||
Mar / Mk 15:15 | And so |
Ary Pilato ta-hahazo sitraka tamin' ny vahoaka, ka dia nandefa an' i Barabasy ho azy; fa Jesosy nasainy nokapohina, dia natolony azy mba hohomboana amin' ny hazo fijaliana. | Ary noho Pilaty te-hahazo sitraka amin' ny vahoaka, dia nandefa an' i Barabasy ho azy izy, ary nampikapoka an' i Jeso sy nanolotra azy hofantsihana tamin' ny hazo fijaliana. |