<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to Mark |
[Baiboly 1865] Marka |
[Baiboly Katolika] Marka |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Marc |
|||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||
Mar / Mk 15:1 | And straightway in the morning the chief priests held a consultation with the elders and scribes and the whole council, and bound |
Ary niaraka tamin' izay raha vao maraina ny andro, ny lohan' ny mpisorona sy ny loholona sy ny mpanora-dalàna mbamin' ny Synedriona rehetra dia niara-nisaina ary namatotra an' i Jesosy ka nitondra Azy, dia nanolotra Azy teo amin' i Pilato. | Raha vao maraina koa ny andro, ny lohandohan' ny mpisorona dia niara-nihevitra tamin' ny loholona sy ny mpanora-dalàna ary ny mpisaina rehetra, ka namatotra an' i Jeso, dia nitondra azy sy nanolotra azy tamin' i Pilaty. | Et aussitôt, le matin, les grands prêtres préparèrent un conseil avec les anciens, les scribes, et tout le |