<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to Mark |
[Baiboly 1865] Marka |
[Baiboly Katolika] Marka |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Marc |
|||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||
Mar / Mk 14:72 | And the second time the cock crew. And |
Ary niaraka tamin' izay dia nisy akoho naneno fanindroany. Ary Petera nahatsiaro ny teny izay nolazain' i Jesosy taminy hoe: Raha tsy mbola misy akoho maneno fanindroany, dia handà Ahy intelo ianao. Ary nony nieritreritra izany izy, dia nitomany. | Niaraka tamin' izay dia naneno fanindroany ny akoho. Ary tsaroan' i Piera ilay teny nolazain' i Jeso taminy hoe: Tsy mbola haneno fanindroany akory ny akoho, dia handà ahy intelo hianao; ka dia nitomany izy. | Et aussitôt, pour la seconde fois, un coq chanta. Et |