<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to Mark |
[Baiboly 1865] Marka |
[Baiboly Katolika] Marka |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Marc |
|||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||
Mar / Mk 1:44 | And saith unto him, See thou say nothing to any man: but go thy way, shew thyself to the priest, and offer for thy cleansing those things which |
ka nanao taminy hoe: Tandremo tsara mba tsy hisy holazainao na amin' iza na amin' iza; fa mandehana, misehoa amin' ny mpisorona, ka manatera ny fanadiovana anao, izay nandidian' i Mosesy, ho vavolombelona amin' ireo. | nanao hoe: Tandremo, aza milaza izany na amin' iza na amin' iza hianao, fa mandehana misehoa amin' ny mpisorona, ary noho ny nanadiovana anao dia manatera ny fanatitra nodidian' i Moizy, mba ho vavolombelona amin' ny vahoaka. | et lui dit : " Garde-toi de rien dire à personne ; mais va te montrer au prêtre et offre pour ta purification ce qu' a prescrit |