<- -> |
[King James Bible] Book of Malachi |
[Baiboly 1865] Malakia |
[Baiboly Katolika] Malakia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Malachie |
||||
<-
-> |
|
|||||||
Mal / Ma 2:5 | My covenant was with him of life and peace; and I gave them to him for the fear wherewith he feared me, and was afraid before my name. | Ny fanekeko taminy dia fiainana sy fiadanana; ary nomeko azy ho fahatahorana izany, ka dia natahotra Ahy sy nangovitra teo anatrehan' ny anarako izy. | Ny fanekeko tamin' i Levì, dia fiainana amam-piadanana, ary nomeko azy izany soa izany; ary fanekem-pahatahorana, ka dia natahotra ahy, sy nangovitra teo anatrehan' ny anarako izy. | Mon alliance était avec lui, c'était vie et paix, et je les lui accordais, crainte, et il me craignait, et devant mon Nom il avait révérence |