<- -> |
[King James Bible] Book of Zechariah |
[Baiboly 1865] Zakaria |
[Baiboly Katolika] Zakaria |
[Bible de Jérusalem] Livre de Zacharie |
|||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||
Zak / Za 3:9 | For behold the stone that I have laid before |
Fa, indro, ny vato izay napetrako teo anoloan' i Josoa, ny vato iray dia banjinin' ny maso fito; indro, hosoratako ny sorany, hoy Jehovah Tompon' ny maro, ary hesoriko indray andro monja ny helok' ity tany ity. | Fa inty ny vato napetrako eo anoloan' i Jesosy; maso fito no amin' izay vato tokana izay; indro aho efa hisokitra ny hosokirina aminy, - teny marin' ny Tompon' ny tafika, ary hesoriko indray andro monja ny helok' ity tany ity! | Car voici la pierre que je place devant |