<- -> |
[King James Bible] Book of Zechariah |
[Baiboly 1865] Zakaria |
[Baiboly Katolika] Zakaria |
[Bible de Jérusalem] Livre de Zacharie |
|||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||
Zak / Za 12:6 | In that day will I make the governors of |
Amin' izany andro izany ireo lohany amin' ny firenen' i Joda dia hataoko tahaka ny fatana mirehitra eny amin' ny hazo sy tahaka ny fanilo mirehitra eny amin' ny amboara, ka handevona ny firenena rehetra manodidina amin' ny ankavanana sy ny ankavia izy; ary Jerosalema dia mbola hiorina amin' ny fitoerany ihany, dia any Jerosalema. | Amin' izany andro izany, ireo filohan' i Jodà, hataoko toy ny fatana mivaivay ao amin' ny hazo, toy ny fanilo mirehitra, ao anaty amboaram-bary, ka handevona ny firenena rehetra manodidina eo amin' ny an-kavanana sy eo amin' ny an-kavia, ary Jerosalema dia mbola ho eo amin' ny fitoerany ao Jerosalema ihany. | En ce jour-là, je ferai des chefs de |