<- -> |
[King James Bible] Book of Zechariah |
[Baiboly 1865] Zakaria |
[Baiboly Katolika] Zakaria |
[Bible de Jérusalem] Livre de Zacharie |
|||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||
Zak / Za 12:3 | And in that day will I make |
Ary amin' izany andro izany Jerosalema dia hataoko vato mavesatra ho an' ny ny firenena rehetra, ka haràtra dia haràtra izay rehetra mivesatra azy; ary ho tafangona hamely azy ny firenena rehetra amin' ny tany. | Ary dia hisy zavatra toy izao amin' izany andro izany: Jerosalema hataoko vato haingaina ho an' ny firenena rehetra; ka izay hanainga azy haratra mafy avokoa, ary hiangon-kamely azy, ny firenena rehetra amin' ny tany. | Il arrivera en ce jour-là que je ferai de |