<- -> |
[King James Bible] Book of Habakkuk |
[Baiboly 1865] Habakòka |
[Baiboly Katolika] Habakòka |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Habaquq |
||||
<-
-> |
|
|||||||
Hab 2:16 | Thou art filled with shame for glory: drink thou also, and let thy foreskin be uncovered: the cup of the |
Efa feno henatra ianao, fa tsy voninahitra; Mba sotroy koa, ka mitanjaha; Hatolotra anao ny kapoaka eny an-tanana ankavanan' i Jehovah, Ary fahamenarana no ho amin' ny voninahitrao. | Henatra no nivokisanao fa tsy voninahitra; misotroa koa hianao, ka asehoy ny tsy mahavoafora anao; hivadika hirotsaka aminao ny kapoaka ao an-tànana ankavanan' ny Tompo; ho sarona fahafaham-baraka ny voninahitrao. | Tu t' es saturé d' ignominie, non de gloire! Bois à ton tour et montre ton prépuce! Elle passe pour toi, la coupe de la droite de |